Romans 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny nahafatesany dia maty indray mandeha ny amin’ny ota Izy; fa ny amin’ny ahavelomany kosa dia velona ho an’Andriamanitra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny fahafatesany moa, dia fahafatesana indray maka ny amin’ny fahotana; fa ny fahavelomany kosa, dia fahavelomana ho an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria maty Izy, dia indray mandeha monja, noho ny amin’ny fahotana; ary izao Izy velona izao kosa, dia velona ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny nahafatesany, dia maty ny amin'ny ota indray mandeha Izy; fa ny amin'ny ahavelomany kosa, dia velona ho an'Andriamanitra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny nahafatesany dia maty indray mandeha ny amin’ny ota Izy; fa ny amin’ny ahavelomany kosa dia velona ho an’Andriamanitra Izy.
malagasy
Fa ny amin'ny nahafatesany, dia maty ny amin'ny ota indray mandeha Izy; fa ny amin'ny ahavelomany kosa, dia velona ho an'Andriamanitra Izy.