Romans 6:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza avela hanjaka amin’ny tenanareo mety maty ny ota ka hanarahanareo ny filany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka ny fahotana tsy hanjaka amin’ny tenanareo mety maty, amin’ny fanarahana ny filàn-dratsiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany àry, dia aoka tsy havela hanjaka ao amin’ny tenanareo mety maty ny fahotana, ka tsy hanaraka ny filàny ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa aza avela ny ota hanjaka amin'ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza avela hanjaka amin’ny tenanareo mety maty ny ota ka hanarahanareo ny filany;
malagasy
Koa aza avela ny ota hanjaka amin'ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany;