Romans 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hanan-kery aminareo ny ota; satria tsy mba ambanin’ny lalàna ianareo fa ambanin’ny fahasoavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy hanan-kery aminareo ny fahotana, satria ianareo tsy ambanin’ny Lalàna, fa ambanin’ny fahasoavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanan-kery aminareo intsony ny fahotana, noho ianareo tsy eo ambany fahefan’ny lalàna, fa eo ambany fahefan’ny fahasoavana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hanan-kery aminareo ny ota; satria tsy mba ambanin’ny lalàna ianareo fa ambanin’ny fahasoavana.
malagasy
Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana.