Romans 6:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana ary? Hanota va isika satria tsy ambanin’ny lalàna fa ambanin’ny fahasoavana? Sanatria izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana àry: hanota va isika, satria tsy ao ambanin’ny Lalàna, fa ao ambanin’ny fahasoavana? Sanatria izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ahoana àry? Hanota ve isika satria tsy eo ambany fahefan’ny lalàna fa eo ambany fahefan’ny fahasoavana? Sanatria izany!
Malagasy Bible 1865
Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin'ny lalàna, fa ambanin'ny fahasoavana? Sanatria izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana ary? Hanota va isika satria tsy ambanin’ny lalàna fa ambanin’ny fahasoavana? Sanatria izany!
malagasy
Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin'ny lalàna, fa ambanin'ny fahasoavana? Sanatria izany!