Romans 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary rehefa natao afaka tamin’ny ota ianareo dia tonga andevon’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa afaka tamin’ny fahotana ianareo, dia tonga mpanompon’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao afaka tamin’ny fahotana ianareo, ary tonga mpanompon’ny fahamarinana.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa natao afaka tamin'ny ota ianareo, dia tonga mpanompon'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary rehefa natao afaka tamin’ny ota ianareo dia tonga andevon’ny fahamarinana.
malagasy
ary rehefa natao afaka tamin'ny ota ianareo, dia tonga mpanompon'ny fahamarinana.