Romans 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin’ny ota ahoana no mbola ho velona ao aminy ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sanatria izany! Hataontsika efa maty ny amin’ny fahotana ahoana no mbola ho velona aminy ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sanatria izany! Isika izay efa maty raha ny amin’ny fahotana, hataontsika ahoana no mbola ho velona ao amin’ny fahotana ihany?
Malagasy Bible 1865
Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin'ny ota ahoana no ho velona aminy ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin’ny ota ahoana no mbola ho velona ao aminy ihany?
malagasy
Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin'ny ota ahoana no ho velona aminy ihany?