Romans 6:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony mbola andevon’ny ota ianareo dia afaka tamin’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fony mpanompon’ny ota ianareo, dia olon-ko azy tamin’ny fahamarinana. Ireo vokatry ny fahotana sy vokatry ny fahamarinana
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa fony mpanompon’ny fahotana ianareo, dia afaka tamin’ny fifehezan’ny fahamarinana.
Malagasy Bible 1865
Fa fony mpanompon'ny ota ianareo, dia afaka tamin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony mbola andevon’ny ota ianareo dia afaka tamin’ny fahamarinana.
malagasy
Fa fony mpanompon'ny ota ianareo, dia afaka tamin'ny fahamarinana.