Romans 6:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin’izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? Fa fahafatesana no fiafaran’izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no vokatra azonareo tamin’izay? Vokatra mahamenatra anareo fe ankehitriny, fa fahafatesana no iafarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no vokatra azonareo tamin’ireny zavatra nataonareo fahiny ireny? Mahamenatra anareo izany ankehitriny satria fahafatesana no iafarany.
Malagasy Bible 1865
Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin'izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? fa fahafatesana no hiafaran'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin’izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? Fa fahafatesana no fiafaran’izany zavatra izany.
malagasy
Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin'izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? fa fahafatesana no hiafaran'izany zavatra izany.