Romans 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin’i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin’ny fahafatesany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy fantatrareo va fa isika rehetra natao Batemy ho an’i Kristy Jesoa, dia natao Batemy ho amin’ny fahafatesany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa tsy fantatrareo fa isika rehetra izay natao batisa mba ho tafaray amin’i Kristy Jesoa dia natao batisa mba hiombona amin’ny fahafatesany?
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin'i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin'ny fahafatesany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin’i Kristy* Jesosy dia natao batisa ho amin’ny fahafatesany?
malagasy
Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin'i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin'ny fahafatesany?