Romans 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tamin’ny batisa dia niara-nalevina Taminy ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niara-nalevina taminy tamin’ny Batemy ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy ho velona, tamin’ny voninahitry ny Ray, no handehanantsika amin’ny fiainam-baovao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tamin’ny alalan’ny batisa dia niombona amin’ny fahafatesan’i Kristy Jesoa isika ary niara-nalevina taminy, mba ho tahaka ny nananganana an’i Jesoa ho velona avy tany amin’ny maty noho ny herin’Andriamanitra Ray be voninahitra no hizorantsika koa amin’ny fiainam-baovao.
Malagasy Bible 1865
Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tamin’ny batisa dia niara-nalevina Taminy ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao.
malagasy