Romans 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha nampiraisina aina Taminy tamin’ny fahafatesana toy izany isika, dia ho tahaka izany koa amin’ny fitsanganany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha nampiraisina taminy tamin’ny fakan-tahaka ny nahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin’ny fitsanganany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha fahafatesana mifanahaka amin’ny an’i Kristy no nampiraisana antsika aminy, dia fitsanganan-ko velona mifanahaka amin’ny Azy koa no hampiraisana antsika aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha nampiraisina taminy tamin'ny endriky ny fahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin'ny fitsanganany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha nampiraisina aina Taminy tamin’ny fahafatesana toy izany isika, dia ho tahaka izany koa amin’ny fitsanganany;
malagasy
Fa raha nampiraisina taminy tamin'ny endriky ny fahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin'ny fitsanganany; [ Na: niara-nambolena]