Romans 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay efa maty dia nohamarinina ka afaka amin’ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izay maty dia afaka amin’ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izay maty dia afaka amin’ny fangejàn’ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Fa izay efa maty dia afaka amin'ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay efa maty dia nohamarinina ka afaka amin’ny ota.
malagasy
Fa izay efa maty dia afaka amin'ny ota.