Romans 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha miara-maty amin’i Kristy isika dia mino fa hiara-belona Aminy koa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha niara-maty tamin’i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha niara-maty tamin’i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa:
Malagasy Bible 1865
Ary raha niara-maty tamin'i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa isika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha miara-maty amin’i Kristy isika dia mino fa hiara-belona Aminy koa;
malagasy
Ary raha niara-maty tamin'i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa isika;