Romans 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fantatsika mantsy fa rehefa nitsangana tamin’ny maty Kristy dia tsy maty intsony Izy; tsy manan-kery Aminy intsony ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady fantatsika fa rehefa nitsangan-ko velona Izy dia tsy maty intsony, tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary fantatsika fa tsy maty intsony i Kristy rehefa nitsangana velona avy tany amin’ny maty: tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
ary fantatsika fa rehefa nitsangana tamin'ny maty Kristy, dia tsy maty intsony Izy; tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fantatsika mantsy fa rehefa nitsangana tamin’ny maty Kristy dia tsy maty intsony Izy; tsy manan-kery Aminy intsony ny fahafatesana.
malagasy
ary fantatsika fa rehefa nitsangana tamin'ny maty Kristy, dia tsy maty intsony Izy; tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana.