Romans 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va, ry rahalahy; eny, miteny amin’izay mahalala ny lalàna aho, fa ny lalàna dia mifehy ny olona mandritra ny fotoana ahavelomany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatrareo va, ry hava-malala (miteny amin’ny mahalala ny Lalàna aho), fa raha mbola velona ny olona no fehezin’ny lalàna?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao, ry havana, dia miteny amin’olona mahalala ny lalàna aho. Fantatrareo tsara fa raha mbola velona ny olona no fehezin’ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo, va, ry rahalahy (fa miteny amin'izay mahalala ny lalàna aho), fa ny lalàna dia manapaka ny olona, raha mbola velona izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va, ry rahalahy; eny, miteny amin’izay mahalala ny lalàna aho, fa ny lalàna dia mifehy ny olona mandritra ny fotoana ahavelomany?
malagasy
Tsy fantatrareo, va, ry rahalahy (fa miteny amin'izay mahalala ny lalàna aho), fa ny lalàna dia manapaka ny olona, raha mbola velona izy?