Romans 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tonga maty aho. Koa ny didy izay natao hahazoana fiainana dia hitako fa nahatonga fahafatesana tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka maty terỳ aho. Noho izany, ny didy natao hahazoana fiainana no tonga nahazoako fahafatesana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izaho kosa maty; hany ka ny didy izay natao hahazoana fiainana no tonga nahazoako fahafatesana,
Malagasy Bible 1865
Ary ny didy izay natao hahazoana fiainana, dia hitako fa nahatonga fahafatesana tamiko kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tonga maty aho. Koa ny didy izay natao hahazoana fiainana dia hitako fa nahatonga fahafatesana tamiko.
malagasy
Ary ny didy izay natao hahazoana fiainana, dia hitako fa nahatonga fahafatesana tamiko kosa.