Romans 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa io didy io dia noentin’ny ota namitaka sy nahafaty ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria nohararaotin’ny fahotana hamitaka sy hamono ahy ny didy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nohararaotin’ny fahotana ny didy hamitahana ahy sy hamonoana ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa io didy io dia nentin'ny ota namitaka sy nahafaty ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa io didy io dia noentin’ny ota namitaka sy nahafaty ahy.
malagasy
Fa io didy io dia nentin'ny ota namitaka sy nahafaty ahy.