Romans 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, masina tokoa ny lalàna, ary masina ny didy, sady marina no tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Masina ihany anefa ny Lalàna, ary masina ny didy, sady marina no tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia masina ny lalàna; masina koa ny didy, ary ara-drariny sady tsara.
Malagasy Bible 1865
Ka dia masina tokoa ny lalàna, ary masina ny didy sady marina no tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, masina tokoa ny lalàna, ary masina ny didy, sady marina no tsara.
malagasy
Ka dia masina tokoa ny lalàna, ary masina ny didy sady marina no tsara.