Romans 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no noentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota tokoa ny ota noho ny nataon’ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa zavatra tsara izany nanjary fahafatesana ho ahy? Sanatria izany! fa ny fahotana no nahafaty ahy tamin’ny zavatra tsara, mba hiharihary ny faharatsiany ka ho tonga mpanota erỳ ny fahotana noho ny didy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny zavatra tsara àry ve izany no nahatonga fahafatesana ho ahy? Sanatria! Fa ny fahotana, mba hihariharian’ny maha fahotana azy, no nahafaty ahy tamin’ny alalan’ny zavatra tsara; hany ka ny fahotana dia hita ho tena fahotana hiringiriny, amin’ny alalan’ny didy.
Malagasy Bible 1865
Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no nentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota indrindra ny ota noho ny nataon'ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no noentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota tokoa ny ota noho ny nataon’ny lalàna.
malagasy
Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no nentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota indrindra ny ota noho ny nataon'ny lalàna.