Romans 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatsika anefa fa araka ny fanahy ny lalàna; ary izaho kosa dia nofo, namidy tamin’ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatsika fa ny Lalàna dia ara-panahy, ary izaho kosa dia ara-nofo, namidy ho andevon’ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatsika tokoa fa ara-panahy ny lalàna; izaho anefa dia miaina araka ny maha olona mpanota ahy ary namidy ho andevon’ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon'ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatsika anefa fa araka ny fanahy ny lalàna; ary izaho kosa dia nofo, namidy tamin’ny ota.
malagasy
Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon'ny ota.