Romans 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy fantatro izay ataoko; satria tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no tanterahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy hitako be ihany izay ataoko; tsy ny tiako no ataoko, fa ny hàlako no anoiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatro be ihany izay ataoko: tsy izay sitrako no ataoko, fa izay hàlako no tanterahiko.
Malagasy Bible 1865
Fa izay ataoko dia tsy fantatro; fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy fantatro izay ataoko; satria tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no tanterahiko.
malagasy
Fa izay ataoko dia tsy fantatro; fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko.