Romans 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izay tsy sitrako no ataoko dia miara-manaiky amin’ny lalàna aho fa tsara izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa rehefa ny tsy tiako no ataoko, dia miaiky aho fa tsara ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izay tsy sitrako no tanterahiko, dia miaiky ny lalàna ho tsara aho;
Malagasy Bible 1865
Fa raha manao ny tsy sitrako aho, dia manaiky fa tsara ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izay tsy sitrako no ataoko dia miara-manaiky amin’ny lalàna aho fa tsara izy.
malagasy
Fa raha manao ny tsy sitrako aho, dia manaiky fa tsara ny lalàna.