Romans 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany, tsy izaho intsony no manao io fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izany dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny fahotana izay mitoetra ato anatiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa tsy izaho intsony no manao ny tsy sitrako, fa ny fahotana izay monina ato anatiko.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany, tsy izaho intsony no manao io fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
malagasy
Ary amin'izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.