Romans 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny tsara izay sitrako no tanterahiko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy ny tsara izay tiako no ataoko, fa ny ratsy izay tsy tiako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy ny tsara izay sitrako no tanterahiko, fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny tsara izay sitrako no tanterahiko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
malagasy
Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.