Romans 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny tsy sitrako no ataoko dia tsy izaho intsony no manao izany fa ny ota izay mitoetra ato amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka rehefa tsy ny tiako no ataoko, dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny fahotana izay mitoetra ato amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha ny tsy sitrako no tanterahiko, dia tsy izaho intsony no manao azy fa ny fahotana izay monina ato anatiko.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny tsy sitrako no ataoko, dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny tsy sitrako no ataoko dia tsy izaho intsony no manao izany fa ny ota izay mitoetra ato amiko.
malagasy
Fa raha ny tsy sitrako no ataoko, dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato amiko.