Romans 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hitako izao lalàna izao: Raha ta hanao ny marina aho dia ato amiko ihany ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka toa misy lalàna toy izao ato amiko: nony te hanao ny tsara aho, dia ny ratsy no indro misosoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao toe-javatra izao àry no tsapako: na sitrako aza ny hanao ny tsara, dia ny ratsy no mahazo laka ao amiko.
Malagasy Bible 1865
Koa hitako izao lalàna izao: raha ta-hanao ny marina aho, dia ato amiko ihany ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hitako izao lalàna izao: Raha ta hanao ny marina aho dia ato amiko ihany ny ratsy.
malagasy
Koa hitako izao lalàna izao: raha ta-hanao ny marina aho, dia ato amiko ihany ny ratsy. [ Na: koa hitako fa raha ta-hanaraka ny lalàna aho hanaovako ny marina]