Romans 7:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankasitraka ny lalànan’Andriamanitra anefa aho araka ny maha olona ahy ato anatiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria amin’ny olona ao anaty aho, dia mankasitraka ny lalàn’Andriamanitra ihany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha ny ao anatiko ao, dia mahafinaritra ahy ny lalànan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Fa mankasitraka ny lalàn'Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankasitraka ny lalànan’Andriamanitra anefa aho araka ny maha olona ahy ato anatiko;
malagasy
Fa mankasitraka ny lalàn'Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;