Romans 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha mbola velona ny lahy ka manambady olon-kafa Ravehivavy dia holazaina hoe mpijangajanga izy; fa raha maty kosa ny lahy dia afaka amin’izany lalàna izany izy ka tsy mba mpijangajanga na dia manambady olon-kafa aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha mbola velona ny lahy no manambady olon-kafa izy, dia hatao hoe mpijangajanga izy; fa rehefa maty kosa ny lahy, na manam-bady olon-kafa aza izy, dia tsy mba mpijangajanga intsony, fa efa afaka amin’ny lalàn’ny lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha manambady olon-kafa ravehivavy fahavelon’ny lahy, dia atao hoe mpanitsakitsa-bady; fa rehefa maty ny lahy vao afaka amin’ny lalàna izy, ka tsy mpanitsakitsa-bady intsony raha manambady olon-kafa.
Malagasy Bible 1865
Koa raha mbola velona ny lahy, ka manambady olon-kafa ravehivavy, dia hatao hoe mpijangajanga izy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka amin'izany lalàna izany izy ka tsy mba mpijangajanga, na dia manambady olon-kafa aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha mbola velona ny lahy ka manambady olon-kafa Ravehivavy dia holazaina hoe mpijangajanga izy; fa raha maty kosa ny lahy dia afaka amin’izany lalàna izany izy ka tsy mba mpijangajanga na dia manambady olon-kafa aza.
malagasy