Romans 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa tonga maty ny amin’ny lalàna noho ny tenan’i Kristy, mba ho vadin’ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin’ny maty, mba hahavokarantsika ho an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ianareo, ry havako malala, maty ny amin’ny Lalàna noho ny Tenan’i Jesoa Kristy ianareo, mba ho vadin’ny hafa, dia Ilay nitsangan-ko velona, mba hahavokarantsika ho an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa ianareo, ry havako, tamin’ny alalan’ny tenan’i Kristy dia nanjary maty ianareo raha ny amin’ny lalàna mba hanjary ho an’olon-kafa, dia Ilay natsangana ho velona avy tany amin’ny maty, mba hahavokarantsika asa soa ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin'ny lalàna noho ny tenan'i Kristy, mba ho vadin'ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin'ny maty, mba hahavokarantsika ho an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa tonga maty ny amin’ny lalàna noho ny tenan’i Kristy*, mba ho vadin’ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin’ny maty, mba hahavokarantsika ho an’Andriamanitra.
malagasy
Ary amin'izany ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin'ny lalàna noho ny tenan'i Kristy, mba ho vadin'ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin'ny maty, mba hahavokarantsika ho an'Andriamanitra.