Romans 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony tao amin’ny nofo isika dia ny filan’ny ota, noho ny lalàna, no niasa tao amin’ny momba ny tenantsika ka nahavokatra ho amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fony mbola tao amin’ny nofo isika, dia ny filàn’ny ota, izay nohetsehin’ny Lalàna, no niasa tao amin’ny rantsam-batantsika, hahavokatra ho an’ny fahafatesana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa fony isika niaina araka ny naha olona mpanota antsika, dia ny filàn’ny fahotana, izay nohetsehin’ny lalàna, no niasa tao amin’ireo zavatra anisan’ny tenantsika, mba hahavokarantsika asa mahatonga fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Fa fony tao amin'ny nofo isika, dia ny filan'ny ota, izay nohetsehin'ny lalàna, no niasa tao amin'ny momba ny tenantsika hahavokatra ho amin'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony tao amin’ny nofo isika dia ny filan’ny ota, noho ny lalàna, no niasa tao amin’ny momba ny tenantsika ka nahavokatra ho amin’ny fahafatesana.
malagasy
Fa fony tao amin'ny nofo isika, dia ny filan'ny ota, izay nohetsehin'ny lalàna, no niasa tao amin'ny momba ny tenantsika hahavokatra ho amin'ny fahafatesana.