Romans 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io didy io dia noentin’ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota raha tsy misy lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia io didy io no nohararaotin’ny fahotana hampihetsika ny fanirian-dratsy rehetra tato anatiko; satria raha tsy misy Lalàna, dia maty ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nohararaotin’ny fahotana ny didy hampihetsika ny fitsiriritana rehetra ato amiko, fa maty ny fahotana raha tsy misy lalàna.
Malagasy Bible 1865
Fa io didy io dia nentin'ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota, raha tsy misy lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io didy io dia noentin’ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota raha tsy misy lalàna.
malagasy
Fa io didy io dia nentin'ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota, raha tsy misy lalàna.