Romans 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia velona tsy nanan-dalàna fahiny; fa rehefa tonga kosa ny didy dia velona indray ny ota
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho dia olona tsy nanan-dalàna fahiny; fa nony tonga ny didy, dia nahazo aina ny fahotana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taloha, fony tsy mbola nisy ny lalàna, dia velona aho; fa nony tonga ny didy, dia ny fahotana no velona,
Malagasy Bible 1865
Ary izaho dia velona tsy nanan-dalàna fahiny; fa rehefa tonga kosa ny didy, dia velona indray ny ota, ka dia maty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia velona tsy nanan-dalàna fahiny; fa rehefa tonga kosa ny didy dia velona indray ny ota
malagasy
Ary izaho dia velona tsy nanan-dalàna fahiny; fa rehefa tonga kosa ny didy, dia velona indray ny ota, ka dia maty aho.