Romans 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia tsy misy fanamelohana ho an’izay ao amin’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, tsy misy fanamelohana intsony ho an’izay ao amin’i Kristy Jesoa sady tsy mandeha ara-nofo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny dia tsy misy intsony fanamelohana ho an’izay tafaray amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia tsy misy fanamelohana ho an’izay ao amin’i Kristy* Jesosy.
malagasy
[Ny famonjen'i Kristy ny mino Azy, izay miantomboka amin'izao fiainana izao ary mbola hotanterahina ho mandrakizay] Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesosy.