Romans 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny Fanahin’Izay nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’i Kristy Jesosy tamin’ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny Fanahin’izay nanangana an’i Jesoa ho velona no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’i Kristy Jesoa koa no hamelona ny vatanareo mety maty, noho ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha monina ao anatinareo ny Fanahin’ilay Andriamanitra nanangana an’i Jesoa ho velona avy tany amin’ny maty, dia Izy nanangana an’i Jesoa ho velona avy tany amin’ny maty no hamelona koa ny vatanareo mety maty, amin’ny alalan’ilay Fanahiny monina ao anatinareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny Fanahin'izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny Fanahin’Izay nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’i Kristy Jesosy tamin’ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo.
malagasy