Romans 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, ry rahalahy, dia mpitrosa isika, tsy amin’ny nofo anefa ka ho velona araka ny nofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, ry kristianina havana, tsy mpitrosa amin’ny nofo isika, ka ho velona ara-nofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, ry havana, misy adidy ananantsika, nefa tsy adidy amin’ny maha olona mpanota ka hivelomantsika araka ny maha olona mpanota.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, ry rahalahy, dia mpitrosa isika - tsy amin'ny nofo anefa, ka ho velona araka ny nofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, ry rahalahy, dia mpitrosa isika, tsy amin’ny nofo anefa ka ho velona araka ny nofo.
malagasy
Ary amin'izany, ry rahalahy, dia mpitrosa isika - tsy amin'ny nofo anefa, ka ho velona araka ny nofo.