Romans 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izay rehetra tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra dia zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izay rehetra tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.
malagasy
Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.