Romans 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy Fanahy dia miara-milaza amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Tenan’io Fanahy io ihany no vavolombelona miaraka amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahy Masina mihitsy no manambara amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika.
Malagasy Bible 1865
Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy Fanahy dia miara-milaza amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika.
malagasy
Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika.