Romans 8:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ny hampisehoana ireo zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indrakindrafana be ihany ny zava-boaary rehetra miandry ny fampisehoana ireo zanak’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsindrian-daona erỳ ny zavaboaary miandry ny hanehoan’Andriamanitra an’ireo zanany.
Malagasy Bible 1865
Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ny hampisehoana ireo zanak’Andriamanitra.
malagasy
Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra;