Romans 8:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ao amin’i Kristy Jesosy ny lalànan’ny Fanahin’aina no nahafaka ahy tamin’ny lalànan’ny fahotana sy ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny lalàn’ny Fanahin’ny aina no nanafaka ahy tamin’ny fahotana sy ny fahafatesana, tamin’ny alalan’i Kristy Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fanapahan’ny Fanahy Masina, mpanome aina ho an’izay tafaray amin’i Kristy Jesoa, dia nanafaka ahy tsy ho voafehin’ny fanapahan’ny fahotana sy ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Fa ao amin'i Kristy Jesosy ny lalàn'ny Fanahin'aina no nahafaka ahy tamin'ny lalàn'ny fahotana sy ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ao amin’i Kristy Jesosy ny lalànan’ny Fanahin’aina no nahafaka ahy tamin’ny lalànan’ny fahotana sy ny fahafatesana.
malagasy
Fa ao amin'i Kristy Jesosy ny lalàn'ny Fanahin'aina no nahafaka ahy tamin'ny lalàn'ny fahotana sy ny fahafatesana.