Romans 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatsika fa mandraka ankehitriny, izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatsika fa, mandraka ankehitriny, dia miara-misento sy mijaly toy ny mihetsi-jaza izao zava-boaary rehetra izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy fantatsika fa mandraka ankehitriny, ny zavaboaary manontolo dia miara-misento sy mijaly toy ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatsika fa mandraka ankehitriny, izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka.
malagasy
Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;