Romans 8:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy izany ihany, fa isika koa; eny, fa na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika koa dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganana anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy izy ihany, fa na isika efa manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy koa aza, dia misento ao anatintsika ao, miandry ny fananganan-janaka amam-panavotana ny vatantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy ny zavaboaary ihany; fa isika koa, izay manana ny Fanahy Masina ho santatry ny fanomezan’Andriamanitra, dia misento ao anatintsika ao, miandry ny hanaovan’Andriamanitra antsika ho zanany ka hanavotany tanteraka ny tenantsika.
Malagasy Bible 1865
ary tsy izany ihany, fa isika koa, na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika aza dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganan'anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy izany ihany, fa isika koa; eny, fa na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika koa dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganana anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.
malagasy
ary tsy izany ihany, fa isika koa, na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika aza dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganan'anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.