Romans 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita maso dia tsy mba fanantenana intsony; izay hita va mbola azo antenaina ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vao amin’ny fanantenana fotsiny no nahavoavonjy antsika. Ary ny mahita izay antenaina, dia tsy mba manantena intsony, fa efa hitany ka ahoana indray no hanantenany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa voavonjy isika saingy mbola amin’ny fanantenana; ny mahita izay nantenaina dia tsy manantena intsony; satria iza no mbola hanantena izay zavatra efa hitany?
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita dia tsy mba fanantenana intsony; fa ahoana no mbola anantenan'ny olona izay efa hitany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita maso dia tsy mba fanantenana intsony; izay hita va mbola azo antenaina ihany?
malagasy
Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita dia tsy mba fanantenana intsony; fa ahoana no mbola anantenan'ny olona izay efa hitany?