Romans 8:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha manantena izay tsy mbola hitantsika isika dia miandry amin’ny faharetana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ny tsy hita no antenaintsika, dia miandry amim-paharetana isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha manantena ny tsy hitantsika isika, dia miandry amim-paharetana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha manantena izay tsy mbola hitantsika isika dia miandry amin’ny faharetana.
malagasy
Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana.