Romans 8:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Ilay mandinika ny fo no mahalala izay hevitry ny Fanahy, satria araka an’Andriamanitra ny fifonany ho an’ny olona masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izy mikaroka ny fo no mahalala izay irin’ny Fanahy, sy ny fifonany araka an’Andriamanitra ho an’ny olo-masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra mahita ny ao am-po no mahalala izay firònan’ny Fanahy Masina, satria araka izay irîn’Andriamanitra no ivavahan’ny Fanahy Masina ho an’ny vahoakan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Izay mandinika ny fo no mahalala izay hevitry ny Fanahy, satria araka an'Andriamanitra ny fifonany ho an'ny olona masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Ilay mandinika ny fo no mahalala izay hevitry ny Fanahy, satria araka an’Andriamanitra ny fifonany ho an’ny olona masina.
malagasy
Ary Izay mandinika ny fo no mahalala izay hevitry ny Fanahy, satria araka an'Andriamanitra ny fifonany ho an'ny olona masina.