Romans 8:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria ireo izay fantany mialoha no notendreny koa hitovy endrika amin’ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin’ny rahalahy maro Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izay fantany rahateo no notendreny hitovy endrika amin’ny Zanany koa, mba ho Lahimatoa amin’ny rahalahy maro Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay nofidin’Andriamanitra mialoha dia voatendry rahateo koa hitovy endrika amin’ilay Zanany, mba hahatonga ny Zanany ho lahimatoa manan-jandry maro.
Malagasy Bible 1865
satria izay fantany rahateo no notendreny koa hitovy endrika amin'ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin'ny rahalahy maro Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria ireo izay fantany mialoha no notendreny koa hitovy endrika amin’ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin’ny rahalahy maro Izy.
malagasy
satria izay fantany rahateo no notendreny koa hitovy endrika amin'ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin'ny rahalahy maro Izy.