Romans 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay tsy hain’ny lalàna, satria ny nofo no nanalemy azy, dia vitan’Andriamanitra tamin’ny nanirahany ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin’ny ota ka nanameloka ny ota tao amin’ny nofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izay tsy vitan’ny Lalàna noho izy tsy nanan-kery azon’ny nofo, dia vitan’Andriamanitra tamin’ny nanirahany ny Zanany tao amin’ny endriky ny nofom-pahotana sy noho ny fahotana, ka nanameloka ny fahotana tao amin’ny nofony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay tsy vitan’ny lalànan ’i Mosesy, noho ny lalàna nolemen’ny maha olona mpanota, dia notontosain’Andriamanitra. Voahelok’Andriamanitra ny fahotana tao amin’ny maha olona mpanota fony Izy naniraka ny Zanany, Izay naka ny endriky ny maha olombelona mba hanaisotra ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay tsy hain’ny lalàna, satria ny nofo no nanalemy azy, dia vitan’Andriamanitra tamin’ny nanirahany ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin’ny ota ka nanameloka ny ota tao amin’ny nofo,
malagasy
Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo,