Romans 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay notendreny mialoha no nantsoiny koa; izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay notendreny no nantsoiny koa; izay nantsoiny no nohamarininy koa; izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay voatendrin’Andriamanitra rahateo dia nantsoiny koa; izay nantsoiny dia nekeny ho marina koa; ary izay nekeny ho marina dia nomeny voninahitra koa.
Malagasy Bible 1865
Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay notendreny mialoha no nantsoiny koa; izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.
malagasy
Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.