Romans 8:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no hiampanga ny olom-boafidin’Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hiampanga an’izay voafidin’Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hiampanga ireo olom-boafidin’Andriamanitra? Tsy misy, satria Andriamanitra no efa nanaiky azy ireo ho marina!
Malagasy Bible 1865
Iza no hiampanga ny olom-boafidin'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no hiampanga ny olom-boafidin’Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy!
malagasy
Iza no hiampanga ny olom-boafidin'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.