Romans 8:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty! Eny, mihoatra noho izany aza, nitsangana tamin’ny maty koa Izy ka mitoetra eo ankavanan’Andriamanitra ary mifona ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka zovy no hanameloka? Moa i Kristy va, Ilay efa maty, fa nitsangan-ko velona, sy mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra ary mifona ho antsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no afa-manameloka? Tsy misy, satria i Kristy Jesoa efa maty sady efa nitsangana velona rahateo koa, ary mitoetra eo ankavanan’Andriamanitra ka mivavaka ho antsika!
Malagasy Bible 1865
Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no manameloka? Kristy* Jesosy no efa maty! Eny, mihoatra noho izany aza, nitsangana tamin’ny maty koa Izy ka mitoetra eo ankavanan’Andriamanitra ary mifona ho antsika.
malagasy
Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika.