Romans 8:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa amin’izany rehetra izany dia mihoatra noho ny mpandresy isika amin’ny alalan’Ilay tia antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany rehetra izany anefa, dia mihoatra noho ny mpandresy isika, amin’ny alalan’Ilay tia antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany rehetra izany anefa, dia tena mpandresy tanteraka isika, amin’ny alalan’Ilay efa tia antsika.
Malagasy Bible 1865
Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa amin’izany rehetra izany dia mihoatra noho ny mpandresy isika amin’ny alalan’Ilay tia antsika.
malagasy
Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika.